Jaona 12:24 MG1865

24 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha tsy latsaka ao amin'ny tany ny voambary ka maty, dia mitoetra foana izy; fa raha maty kosa izy, dia hahavokatra be.

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:24 amin'ny teny manodidina.