Jaona 12:29 MG1865

29 Ary ny vahoaka izay nitsangana teo ka nahare dia nanao hoe: Kotrokorana izany. Hoy ny sasany: Anjely no niteny taminy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:29 amin'ny teny manodidina.