Jaona 12:3 MG1865

3 Ary Maria, rehefa naka menaka manitra nisy narda sady tsara no saro-bidy, lanjan'iray livatra, dia nanosotra ny tongotr'i Jesosy sy namaoka ny tongony tamin'ny volondohany; ary feno ny hanitry ny menaka ny trano.

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:3 amin'ny teny manodidina.