Jaona 12:38 MG1865

38 mba hahatanteraka ny teny nataon'Isaia mpaminany hoe: Tompoko, iza no nino ny teny nampitondraina anay? Ary iza no nampisehoana ny sandrin'i Jehovah? (Isa. 53. 1.)

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:38 amin'ny teny manodidina.