Jaona 12:40 MG1865

40 Efa nanajamba ny masony sy nanamafy ny fony Izy, Mba tsy hahita ny masony, na hahalala ny fony, Dia tsy hibebaka izy, Ka tsy hahasitrana azy Aho (Isa. 6. 10).

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:40 amin'ny teny manodidina.