Jaona 12:6 MG1865

6 Ary izy no nilaza izany, tsy noho ny fiahiany ny malahelo, fa satria mpangalatra izy sady nitondra ny kitapo ka naka izay tao anatiny.

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:6 amin'ny teny manodidina.