Jaona 12:9 MG1865

9 Ary ny vahoaka betsaka tamin'ny Jiosy nahalala fa teo Izy, dia tonga teo, nefa tsy noho Jesosy ihany, fa mba hahita an'i Lazarosy koa, ilay natsangany tamin'ny maty.

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:9 amin'ny teny manodidina.