Jaona 13:19 MG1865

19 Hatramin'izao dia milaza aminareo Aho, raha tsy mbola tonga izany, mba hinoanareo, rehefa tonga, fa Izaho no Izy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 13

Jereo Jaona 13:19 amin'ny teny manodidina.