3 sady fantatr'i Jesosy koa fa ny Ray efa nanolotra ny zavatra rehetra ho eo an-tànany, ary Andriamanitra no nihaviany, sady Andriamanitra koa no hiverenany,
Vakio ny toko manontolo Jaona 13
Jereo Jaona 13:3 amin'ny teny manodidina.