Jaona 13:36 MG1865

36 Hoy Simona Petera taminy: Tompoko, hankaiza moa Hianao? Jesosy namaly hoe: Izay alehako, dia tsy azonao anarahana Ahy ankehitriny fa hanaraka Ahy ihany ianao rahatrizay.

Vakio ny toko manontolo Jaona 13

Jereo Jaona 13:36 amin'ny teny manodidina.