Jaona 13:38 MG1865

38 Jesosy namaly hoe: Ny ainao va no hafoinao noho ny amiko? Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Tsy mbola hisy akoho haneno mandra-pandànao Ahy intelo.

Vakio ny toko manontolo Jaona 13

Jereo Jaona 13:38 amin'ny teny manodidina.