Jaona 14:26 MG1865

26 fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.

Vakio ny toko manontolo Jaona 14

Jereo Jaona 14:26 amin'ny teny manodidina.