Jaona 14:28 MG1865

28 Efa renareo fa Izaho nilaza taminareo hoe: Handeha Aho, nefa ho avy aminareo indray. Raha tia Ahy ianareo, dia ho faly, satria mankany amin'ny Ray Aho; fa ny Ray dia lehibe noho Izaho.

Vakio ny toko manontolo Jaona 14

Jereo Jaona 14:28 amin'ny teny manodidina.