Jaona 15:26 MG1865

26 Fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho aminareo avy amin'ny Ray, dia ny Fanahin'ny fahamarinana Izay mivoaka avy amin'ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 15

Jereo Jaona 15:26 amin'ny teny manodidina.