Jaona 15:5 MG1865

5 Izaho no voaloboka, ianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa ianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona.

Vakio ny toko manontolo Jaona 15

Jereo Jaona 15:5 amin'ny teny manodidina.