Jaona 16:23 MG1865

23 Ary amin'izany andro izany dia tsy hanontany Ahy na inona na inona ianareo; lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa na inona na inona hangatahinareo amin'ny Ray dia homeny anareo amin'ny anarako izany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 16

Jereo Jaona 16:23 amin'ny teny manodidina.