Jaona 17:23 MG1865

23 Izaho ao aminy, ary Hianao ato amiko, mba ho tanteraka ho iray izy, mba ho fantatr'izao tontolo izao fa Hianao efa naniraka Ahy sady efa tia azy tahaka ny nitiavanao Ahy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 17

Jereo Jaona 17:23 amin'ny teny manodidina.