Jaona 17:26 MG1865

26 Ary efa nampahafantariko azy ny anaranao, ary mbola hampahafantariko ihany, mba ho ao aminy ny fitiavana izay nitiavanao Ahy, ary Izaho koa ho ao aminy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 17

Jereo Jaona 17:26 amin'ny teny manodidina.