Jaona 17:8 MG1865

8 Fa ny teny izay nomenao Ahy dia nomeko azy kosa, ary noraisiny, ka fantany marina tokoa fa avy taminao Aho; ary nino izy fa Hianao no naniraka Ahy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 17

Jereo Jaona 17:8 amin'ny teny manodidina.