25 Ary Simona Petera nijanona namindro. Dia nisy nilaza taminy hoe: Moa ianao koa mba isan'ny mpianany? Fa izy nandà ka nanao hoe: Tsia.
Vakio ny toko manontolo Jaona 18
Jereo Jaona 18:25 amin'ny teny manodidina.