Jaona 18:37 MG1865

37 Ary hoy Pilato taminy: Mpanjaka va ary Hianao ? Jesosy namaly hoe: Voalazanao fa mpanjaka Aho. Izao no nahaterahako, ary izao no nihaviako amin'izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina. Izay rehetra avy amin'ny marina dia mihaino ny feoko.

Vakio ny toko manontolo Jaona 18

Jereo Jaona 18:37 amin'ny teny manodidina.