Jaona 19:15 MG1865

15 Fa niantso ireo hoe: Ento, ento, homboy amin'ny hazo fijaliana Izy! Hoy Pilato taminy: Hohomboako amin'ny hazo fijaliana va ny Mpanjakanareo? Ny lohan'ny mpisorona namaly hoe: Tsy manana mpanjaka afa-tsy Kaisara izahay.

Vakio ny toko manontolo Jaona 19

Jereo Jaona 19:15 amin'ny teny manodidina.