Jaona 19:26 MG1865

26 Ary nony hitan'i Jesosy ny reniny sy ilay mpianatra tiany nijanona teo, dia hoy Izy tamin'ny reniny: Ravehivavy, indro ny zanakao!

Vakio ny toko manontolo Jaona 19

Jereo Jaona 19:26 amin'ny teny manodidina.