Jaona 19:29 MG1865

29 Ary nisy bakoly feno vinaingitra nipetraka teo; ary nisy sipaonjy feno vinaingitra notohiziny tamin'ny hysopa ka nataony tamin'ny vavany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 19

Jereo Jaona 19:29 amin'ny teny manodidina.