Jaona 19:31 MG1865

31 Ary satria andro fiomanana ny andro, dia nangataka tamin'i Pilato ny Jiosy mba hotapahina ny ranjon'ireo, ary hesorina ny faty, mba tsy ho tratry ny andro Sabata eo amin'ny hazo fijaliana, satria andro lehibe izany Sabata izany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 19

Jereo Jaona 19:31 amin'ny teny manodidina.