Jaona 19:37 MG1865

37 Ary hoy koa ny teny iray ao amin'ny Soratra Masina: Hijery Izay nolefoniny izy (Zak. 12. 10).

Vakio ny toko manontolo Jaona 19

Jereo Jaona 19:37 amin'ny teny manodidina.