Jaona 19:7 MG1865

7 Fa ny Jiosy namaly azy hoe: Izahay manana lalàna, ary araka izany lalàna izany dia tokony ho faty Izy, satria nanao ny tenany ho Zanak'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Jaona 19

Jereo Jaona 19:7 amin'ny teny manodidina.