Jaona 20:19 MG1865

19 Ary rehefa harivan'ilay andro voalohany amin'ny herinandro, raha voarindrina ny varavaran'izay niangonan'ny mpianatra, noho ny fahatahorany ny Jiosy, dia tonga Jesosy ka nitsangana teo afovoany, dia nanao taminy hoe: Fiadanana ho anareo.

Vakio ny toko manontolo Jaona 20

Jereo Jaona 20:19 amin'ny teny manodidina.