Jaona 20:22 MG1865

22 Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy; Raiso ny Fanahy Masina;

Vakio ny toko manontolo Jaona 20

Jereo Jaona 20:22 amin'ny teny manodidina.