Jaona 21:16 MG1865

16 Hoy indray Izy taminy fanindroany: Simona, zanak'i Jaona, moa tia Ahy va ianao? Dia hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Hianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Andraso ary ny ondriko.

Vakio ny toko manontolo Jaona 21

Jereo Jaona 21:16 amin'ny teny manodidina.