Jaona 21:21 MG1865

21 Koa rehefa nahita azy Petera, dia hoy izy: Tompoko, inona no ho amin'ity lehilahy ity?

Vakio ny toko manontolo Jaona 21

Jereo Jaona 21:21 amin'ny teny manodidina.