Jaona 21:3 MG1865

3 Hoy Simona Petera taminy: Handeha hanarato aho. Hoy ireo taminy: Handeha hiaraka aminao koa izahay. Dia nandeha izy ka niditra an-tsambokely, ary tamin'iny alina iny dia tsy nahazo na inona na inona akory izy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 21

Jereo Jaona 21:3 amin'ny teny manodidina.