Jaona 21:7 MG1865

7 Ary hoy ny mpianatra izay tian'i Jesosy tamin'i Petera: Ny Tompo iry . Ary raha ren'i Simona Petera fa ny Tompo iny, dia nisikinany ny akanjo ivelany (fa tsy niakanjo izy), ka nirotsaka teo amin'ny ranomasina izy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 21

Jereo Jaona 21:7 amin'ny teny manodidina.