Jaona 3:2 MG1865

2 Izy nankao amin'i Jesosy nony alina ka nanao taminy hoe: Raby ô, fantatray fa mpampianatra avy amin'Andriamanitra Hianao; fa tsy misy olona mahay manao izao famantarana ataonao izao, raha tsy Andriamanitra no momba azy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 3

Jereo Jaona 3:2 amin'ny teny manodidina.