Jaona 3:20 MG1865

20 Fa izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny mazava sady tsy manatona ny mazava, fandrao hita miharihary ny asany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 3

Jereo Jaona 3:20 amin'ny teny manodidina.