Jaona 3:26 MG1865

26 ary tonga tany amin'i Jaona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Raby ô, Ilay tany aminao, tany an-dafin'i Jordana, Izay nambaranao, indro, manao batisa Izy, ary ny olona rehetra manatona Azy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 3

Jereo Jaona 3:26 amin'ny teny manodidina.