29 Izay manana ny ampakarina no mpampakatra; fa ny sakaizan'ny mpampakatra, izay mitsangana sy mihaino azy, dia mifaly indrindra noho ny feon'ny mpampakatra; ary efa tanteraka izany fifaliako izany.
Vakio ny toko manontolo Jaona 3
Jereo Jaona 3:29 amin'ny teny manodidina.