14 fa na iza na iza no misotro ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharano miboiboika ao anatiny ho fiainana mandrakizay.
Vakio ny toko manontolo Jaona 4
Jereo Jaona 4:14 amin'ny teny manodidina.