Jaona 4:23 MG1865

23 Fa avy ny andro, sady tonga ankehitriny, raha ny tena mpivavaka hivavaka amin'ny Ray amin'ny fanahy sy ny fahamarinana; fa ny Ray koa mitady ny mpivavaka aminy ho tahaka izany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 4

Jereo Jaona 4:23 amin'ny teny manodidina.