Jaona 4:45 MG1865

45 Koa rehefa tonga tany Galilia Izy, dia nandray Azy ny Galiliana, satria efa hitany izay rehetra nataony tany Jerosalema tamin'ny andro firavoravoana; fa izy ireo koa mba niakatra tamin'ny andro firavoravoana.

Vakio ny toko manontolo Jaona 4

Jereo Jaona 4:45 amin'ny teny manodidina.