Jaona 4:6 MG1865

6 Ary teo ilay fantsakan'i Jakoba. Ary satria sasatra Jesosy tamin'ny nalehany dia nipetraka teo am-pantsakana Izy, rehefa tokony ho tamin'ny ora fahenina.

Vakio ny toko manontolo Jaona 4

Jereo Jaona 4:6 amin'ny teny manodidina.