Jaona 4:9 MG1865

9 Fa hoy ravehivavy Samaritana taminy: Nahoana Hianao no Jiosy ka mangataka amiko hosotroina, nefa aho vehivavy Samaritana? (Fa ny Jiosy tsy manan-draharaha amin'ny Samaritana.)

Vakio ny toko manontolo Jaona 4

Jereo Jaona 4:9 amin'ny teny manodidina.