Jaona 5:12 MG1865

12 Ary ireo nanontany azy hoe: Iza moa izany Lehilahy izany Izay nanao taminao hoe: Ento ny fandrianao, ka mandehana?

Vakio ny toko manontolo Jaona 5

Jereo Jaona 5:12 amin'ny teny manodidina.