Jaona 6:15 MG1865

15 Ary rehefa fantatr'i Jesosy fa efa ho avy ny olona haka Azy an-keriny hataony mpanjaka, dia niala ka lasa indray Izy irery nankany an-tendrombohitra..

Vakio ny toko manontolo Jaona 6

Jereo Jaona 6:15 amin'ny teny manodidina.