Jaona 6:5 MG1865

5 Ary Jesosy nanopy ny masony ka nahita fa nisy vahoaka betsaka nanatona Azy, dia hoy Izy tamin'i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin'ireo?

Vakio ny toko manontolo Jaona 6

Jereo Jaona 6:5 amin'ny teny manodidina.