Jaona 7:22 MG1865

22 Izao no nanomezan'i Mosesy anareo ny famorana: tsy noho izy avy tamin'i Mosesy, fa noho izy avy tamin'ny razana, ka na dia amin'ny Sabata aza dia mamora olona ihany ianareo.

Vakio ny toko manontolo Jaona 7

Jereo Jaona 7:22 amin'ny teny manodidina.