37 Ary tamin'ny andro farany, izay andro lehibe tamin'ny andro firavoravoana, dia nitsangana Jesosy ka niantso nanao hoe: Raha misy olona mangetaheta, aoka izy hanatona Ahy ka hisotro.
Vakio ny toko manontolo Jaona 7
Jereo Jaona 7:37 amin'ny teny manodidina.