Jaona 8:19 MG1865

19 Dia hoy ireo taminy: Aiza izay Rainao? Jesosy namaly hoe: Samy tsy fantatrareo, na Izaho, na ny Raiko; raha nahalala Ahy ianareo, dia ho nahalala ny Raiko koa.

Vakio ny toko manontolo Jaona 8

Jereo Jaona 8:19 amin'ny teny manodidina.