Jaona 8:21 MG1865

21 Ary hoy indray Jesosy taminy: Handeha Aho, ary hitady Ahy ianareo, ary ho faty amin'ny fahotanareo; izay alehako tsy azonareo haleha.

Vakio ny toko manontolo Jaona 8

Jereo Jaona 8:21 amin'ny teny manodidina.