Jaona 8:39 MG1865

39 Dia namaly ireo ka nanao taminy hoe: Abrahama no rainay. Hoy Jesosy taminy: Raha zanak'i Abrahama ianareo, dia ny asan'i Abrahama no hataonareo.

Vakio ny toko manontolo Jaona 8

Jereo Jaona 8:39 amin'ny teny manodidina.